FIHAONAN’NY SAC NA NY “SYSTEME ANTI-CORRUPTION” HO FAMPANDROSOANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY

FIHAONAN’NY SAC NA NY “SYSTEME ANTI-CORRUPTION” HO FAMPANDROSOANA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY

Category : News et Evènements

Tontosa ny 3 febroary 2021 maraina teny amin’ny foiben-toeran’ny Birao Mahaleotena Iadiana amin’ny Kolikoly Ambohibao ny fihaonana teo amin’ireo mpitarika ny rafitra misahana ny ady amin’ny kolikoly na ny SAC, izay ahitana ny BIANCO, ny CSI, ny SAMIFIN ary ny PAC. Nodinihina ny fomba hanohizana sy hanamafisana ny ady amin’ny kolikoly mba hahatratrarana ny tanjona izay napetraka.


Laisser une réponse