Toriteny nandritra ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ny Alahady 21 jona 2020

Toriteny nandritra ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ny Alahady 21 jona 2020

Category : News et Evènements

Deotoronomia 16:19

Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan’olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason’ny hendry ary mamadika ny tenin’ny marina.

 


Laisser une réponse